Exhortation pour la semaine du 09 Juin 2014 – Pentecôte

par

Exhortation – Hafatra

JESUS leur dit de nouveau: Que la Paix soit avec vous; Comme le Père m’a envoyé, moi aussi je vous envoie.
Après ces paroles, Il souffla sur eux et leur dit: Recevez l’Esprit Saint…

Vous êtes tous  fils de la lumière et fils du jour. Nous ne sommes pas de la nuit ni des ténèbres. Ne dormons donc pas comme les autres, mais veillons et soyons sobres.

Que votre lumière brille devant les hommes, afin qu’ils voient vos oeuvres
bonnes et glorifient votre Père qui est dans les cieux!

Hoy i JESOSY: « Ho aminareo anie ny Fiadanana! Tahaka ny nanirahan’ny Ray Ahy
no anirahako anareo koa; rehefa nilaza izany Izy, dia nitsoka taminy ary
nanao hoe: Raiso ny Fanahy Masina…..

Fa ianareo, ry havana, tsy mba ao amin’ny maizina.Satria ianareo rehetra dia
an’ny Mazava sy an’ny andro; tsy mba an’ny alina isika na an’ny maizina. Koa
aza matory tahaka ny sasany, fa aoka hiambina sy hahonon-tena.

Aoka hamiratra eo imason’ny olona  ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa
ataonareo  ka hanomezany Voninahitra ny Rainareo izay any an-danitra. »

(Jean 20 v 21-22; 1 Thessaloniciens 5 v 5-6; Matthieu 5 v 16)

 

– Pasteur V.Baker

share