FPMA GRANDS CHAMPS PARIS





Adresse

Eglise de l'Ascension
47, Rue Dulong
75017 Paris
Métro: ROME ou VILLIERS
SNCF: Pont Cardinet

EVENEMENTS

Fotoana manaraka ...

22Oct

FP - 22/10/2017 - 15h30

dimanche, Eglise de l’Ascension
29Oct

FP - 29/10/2017 - 13h30

dimanche, Eglise de l’Ascension

``Mivavaha, ka aza mitsahatra. Misaora amin’ ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’ Andriamanitra ao amin’ i Kristy Jesosy ho anareo``

Testimonial

1 Tesaloniana 5. 17-18

Derniers Articles


Les sections - Ny sampana
Apprentissage
Joie
Louanges
Partage
Fraternité
Foi

Ny sampana Sekoly alahady SA dia manabe sy mikolokolo ara-panahy ireo ankizy manomboka amin’ny telo (3) taona hatramin’ny pre-KT.
Mampianatra ny tenin’Andriamanitra sy hira ireo mpampianatra.

Mandray anjara eo anivon’ny fiangonana ny Sekoly Alahady (Alahady ny SA, vokatra, 5 minitra eo amin’ny fivavahana sns.).
Mandray anjara ihany koa eo anivon’ny faritany Fafats sy Nationaly amin’ny zaikabe isaky ny roa taona.

Misokatra ho an’ny ankizy rehetra ny sampana Sekoly Alahady.

Filoha: ANDRIANANTENAINA Farasoa
Mpitantsoratra: RAJAOFETRA Mamitiana
Mpitambola: GREGOIRE RATSIMANDRESY Harilala

Etre membre du Sampana Tanora Kristiana STK c’est:

  • vivre et partager sa foi avec d’autres jeunes, de la paroisse mais aussi d’autres STK
  • approfondir sa foi et apprendre à la mettre en action au travers d’études bibliques, de groupes de reflexion, de diverses activités et souvent autour d’un bon repas
  • être responsabilisé dans son service pour Dieu et pour autrui, dans l’Eglise et en dehors

Présidente: ANDRIAMBELO Tasiha

Secrétaire: RAZAFIMANANTSOA Heritiana

Trésorier: RADIMIARISOA Lanja

La Chorale ANTSAHABE FITIAVANA de la FPMA Grands Champs partage et répand la parole de Dieu par le chant.

Présente sur tous les grands événements de la paroisse, elle est également très active aux cultes en interprétant deux chants issus de son répertoire.

Enfin, elle est aussi ouverte à l’extérieur afin d’assurer sa mission d’évangélisation.

Président: RABOANARIJAONA Andrianiaina

Secrétaire: RAOELIVOLOLONA Hanitra

Trésorier: RADIMIARISOA Tojo

chorale Antsahabe Fitiavana FPMA Grands Champs

La section Zava Maneno ZM rassemble tous les talents musicaux qui souhaitent louer le Seigneur par la musique.

Des musiciens et musiciennes de tous niveaux qui souhaitent participer à l’accompagnement des cultes ou lors de grands évènements religieux de la vie de la paroisse.

Régulièrement ou ponctuellement, venez partager vos dons musicaux et célébrer le nom du Seigneur!

 

Président: –
Secrétaire: RAHOERSON Nicolas
Trésorier: –

  • Piano
  • Saxophone
  • Guitare
  • Flûte traversière
  • Violon
  • Orgue
  • Hautbois

« Ary na inona na inona ataonareo na amin’ny teny na amin’ny asa dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an’Andriamanitra » Kol.3/17

Singa iray ao amin’ny hery velona ny sampana Vehivay Kristianina SVK , izay manao ny asa pastoraly amin’ny fijerevana ny fiainam-piangonana amin’ny lafiny maro. (Ara-tsosialy, ara-bola, ara-pitaizana, ara-pilanzantsara).

Ka amin’ny fifaliana lehibe no andraisan’ny sampana ireo vehivavy rehetra izay maniry hiaraka amin’izy ireo hampiroborobo sy hampandrsoso ny fanjakan’Andriamanitra.

 

Filoha: RAZAFIMAHEFA Domoinaniaina
Mpitantsoratra: RAMANANJATO Lalatiana
Mpitambola: ANDRIAMANANTENA Hanta



Rejoignez nous

ADRESSE

Temple de l’EPUdF

Paroisse Luthérienne de L’Ascension

47, Rue Dulong  – 75017 Paris

logo métro
 ROME ou VILLIERS

 

SNCF_Logo
PONT CARDINET

 

autolib

STATION 67 RUE DULONG 75017 PARIS

SERVICES

horlogeTous les dimanches à 15h30

Le dernier dimanche à 13h30

 

1er et 3ème dimanche: cultes avec sainte cène



CONTACTS

photo mobile

06 71 97 25 82

 

E-mail

emma.randria@gmail.com