FP/Culte Iraisana FPMA Ile de France – Fandraisana/Sainte Cène – 05/01/2019 @ 15h00

par
Carte non disponible

Date/Time
Date(s) - 05/01/2019 - 06/01/2019
15:00 - 17:00

Location
Paroisse de l'Ascension

Categories


Araka ny nifanarahana tamin’ny fivoriana nataon’ny filohan’ny tafo rehetra eto amin’ny FPMA île de france tamin’ny faha-06 Desambra lasa teo dia miantso antsika hanatrika ny fotoampoam-pivavahana, izay atao ny Isan-keritaonan’ny FPMA ILE DE FRANCE
  • Tafo Athis Fanantenana
  • Tafo Cergy
  • Tafo Fihobiana-Paris
  • Tafo Grand-Champs Paris
  • Tafo Melun
  • Tafo Paris
  • Tafo Port-Royal-Arago
  • Tafo Vatofehizoro
  • Tafo Vincennes
  • Tafo Yvelines-Fahazavana
  • FM Evry

Ny Asabotsy 05 Jan 2019 15h – 17h Eglise Luthérienne de l’Ascension 47 Rue Dulong, Paris 75017 Métro : Rome na Villiers

Ity no fotoana voalohany iombonantsika izay hitondrana ambavaka ny fiainan’ny Fiangonana fa « Endrey, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina », « … fa voadidin’i Jehovah ho eo ny fitahiana, dia fiainana ho mandrakizay » Salamo 133.1,3b.  
 
Aorian’ny fotoana dia hisy fiarahana miala hetaheta (aoka samy hitondra ny Tafo tsirairay).  
share